Manatreha Ianao Fanahy (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Manatreha Ianao FanahyEto miaraka aminay
Hiasa fenoy ny Herinao
Hasehoy ny Hatsaranao
Ref: Hanazava ny saina
Hanadio ny fonay
Hanamarina anay
Hanitsy ny làlanay
Hameno Fitiavana
Fahendren'ny fo Fanahy
2/ Maro ny Fankam-panahy
Mahatonga ahiahy
Nefa ampy ho anay
Ianao Fanahy Masina
Ref:(...)
3/ Fanahy Masina ô midina
Hanoro ny soa hatrany
Tokinay sy tanjakay
Amin'ny fiainanay
Ref:(...)
Lanto Ravel A/C
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVisites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Makbank
Date : 15/06/2026 08:40
