Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reff:Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao...
1/ Io fafinaretana io ihany oa
Io fitsiriritana io ihany oa
No manimba xwrns sy mamono hatrany amin'ny aty fanahy
Ny toaka sigara rongony, ialao ireo fa asan'devoly
Dia ilamina, madio ny tononkira.serasera.org fiarahamonina
Reff:Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao...
2/Hajao frrcwpqk ny Ray aman-dreny
Fa nitondra ny mafy izy ireny
Dia ho lava ilay andro hiainantsika etý
Asehoy azy ny sykju fahendrena
Aza manao izay mampahonena
Dia ho tahin'i Jesoa ity ny fiainana
A/C: Lanto Ravel
Ny Avo Ravel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 03/03/2026 17:55