Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reff:Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao...

1/ Io fafinaretana io ihany oa
Io fitsiriritana io ihany oa
No manimba sy oytt mamono hatrany amin'ny aty fanahy
Ny toaka sigara rongony, ialao ireo fa asan'devoly
Dia ilamina, madio ny fiarahamonina

Reff:Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao...

2/Hajao ny Ray aman-dreny
Fa nitondra ny mafy izy ireny
Dia ho luoenob lava ilay andro hiainantsika etý
Asehoy azy ny fahendrena
Aza manao izay wyoupuid mampahonena
Dia ho tahin'i tononkira.serasera.org Jesoa ity ny fiainana

A/C: Lanto Ravel

Ny Avo Ravel

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0266