Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reff:Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao...

1/ Io fafinaretana io ihany oa
Io fitsiriritana io ihany oa
No manimba sy mamono hatrany amin'ny aty fanahy
Ny toaka sigara rongony, ialao ireo fa asan'devoly
Dia ilamina, madio ny fiarahamonina

Reff:Aoka isika hiala amin'ny ratsy fanao...

2/Hajao ny Ray aman-dreny
Fa nitondra ny mafy izy ireny
Dia ho lava ilay andro hiainantsika etý
Asehoy azy ny fahendrena
Aza manao izay mampahonena
Dia ho tahin'i Jesoa ity ny fiainana

A/C: Lanto Ravel

Ny Avo Ravel
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Makbank
Date : 03/03/2026 17:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622