TSY HANADINO ANAO NY FOKO (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ufsmify TSY HANADINO ANAO NY FOKO
Tsy hanadino anao ny foko, izay no ventsoko mangina,
Dia veloma indrindra ho aho, Dia veloma ka masina.
Ry tsy foiko lavitra any, 'rony andro paradisa,
Nivelaran'ny fitia, nofinofy mantsy sisa.
Tsy hanadino anao ny foko,
Izay no ventsoko mangina.
Ry tsy foiko lavitra any izay nomeko ny fitiavako,
Ranomaso foana sisa, no mandoto izany tavako;
Noho ny elanelan-tany, iyhc resy loatra izany wmdchml foko
Resy loatra ka tomany, mitomany mitoloko.
tononkira.serasera.org
Fredy RAHOLIFAHANANA
--------
Rohy:
