Na oviana na oviana (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na oviana na oviana no tsy ahitako anao
Dia manjary fahoriana izao rehetra izao
Ny fitiavako fahiny, raha tsaroako ankehitriny
Fa manetsika fanahy, mampangorangoraka iiwfchhs ahy
Aiza kosa ianao amin’izao ora izao
Fotoana sarobidy manetsika tadidy
Izao no vetsom-po mba natokako ho anao gwprbiuu
Tsy mivadika ny foko efa lasanao tononkira.serasera.org
Aiza ho aiza ilay Malala asptywqn nametrahako fitia
Tsy mba mety ho very dia, ny foko miavon-tsahala
Raha mba azoko natao ny hanatonako anao
Dia nataoko tsotra izao, tiako ny eo ankaikinao
Aiza kosa ianao amin’izao ora izao
Fotoana sarobidy manetsika tadidy
Izao no vetsom-po mba natokako ho anao
Tsy mivadika ny foko efa lasanao
A/C : Naly Rakotofiringa
Kapila: La Voix De Son Maître – K-9060

--------
Rohy: