Meteza ry maraina (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Meteza ry peqht maraina, meteza hifaliako
Naka sorisory hanala sentosento
Fa ny alina mangina, ny alina nandriako
Nitondra nofinofy, tsy nampahita tory
Toa nofy hafahafa injao nisavika ahy
Nivimbina tanaty ny bitsika fitserana
Toa siram-betsovetso nanaitra ny fitia
Hay tsy inona tsy akory fa embona stbcz niserana
Tsy inona tononkira.serasera.org tsy akory fa embona niserana
(x2)
Meteza ry valiha, valiha tory folo
Meteza ka avia hanaitra ny tontolo
Fa iny alina iny, nitondra sentosento
Avia ry bfwihd maraina toneo izany foko
A/C : Fredy Raoilifahanana.
Naka sorisory hanala sentosento
Fa ny alina mangina, ny alina nandriako
Nitondra nofinofy, tsy nampahita tory
Toa nofy hafahafa injao nisavika ahy
Nivimbina tanaty ny bitsika fitserana
Toa siram-betsovetso nanaitra ny fitia
Hay tsy inona tsy akory fa embona stbcz niserana
Tsy inona tononkira.serasera.org tsy akory fa embona niserana
(x2)
Meteza ry valiha, valiha tory folo
Meteza ka avia hanaitra ny tontolo
Fa iny alina iny, nitondra sentosento
Avia ry bfwihd maraina toneo izany foko
A/C : Fredy Raoilifahanana.
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
21/05/2026 17:34)
Miala tsiny fa na ny mpihira aza indraidray manadino ny tonony.
