Ny fitiavanao (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao ry jtshy Tompoko malala
No nampianatra ahy hitsinjo hahalala
Ny hoaviko tsy haiko na ho mamy na hangidy
Ny sitrakao tononkira.serasera.org ihany ( ry Raiko Tompo tia)
No (raisiko ho) safidy
Ref:
Fa tsy afaka ato an tsaiko ny dinitrao ry Tompo
Nanavotra ny aiko, dia izaho izay maloto
O! O! O! Fa mamiko raha mamy ny eo anilanao
Ho levona, phultxx ho rava, ho foana ny rpnwqg talaho
Ny fitiavanao no tiako fa tia ahy
Ny fitiavanao, eny Ianao irery
No hany sahy mijoro, miaro tsy an-tery
Niaritra ny mafy sy nizaka fahoriana
Raha eo an-tratranao (ry Tompo tia)
Tsy (haiko ny) hangina

--------
Rohy: