You are here: home > Tononkira > Oriela

Vavaky ny foko (Oriela)

https://tononkira.serasera.org/hira/oriela/vavaky-ny-foko

Misy vavaky ny foko
Vetsovetso tsy hay sakanana
Misy faniriana lalina
Tsy azo sary tsy hay tombanana
Maraina sy hariva, andro aman'alina
Misy feotononkira.serasera.org mamerovero
Avy ao anatiko ao

Feo malemy mitalaho
Toa malahelo
Mandrotika fanahy
Toa sahisahy
Misy rivotra mitsoka
Rivotra mahery vaika
Mandoro izany foko
Milonjo vokovoko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Oriela
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : faniry20
Tamin'ny : 30/07/2020 12:03:21
ID : 12950

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo