Ny fitiavanao (Oriela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao ry Tompoko malala
No nampianatra ahy hitsinjo zabzjfru hahalala
Ny hoaviko tsy haiko na ho mamy na hangidy
Ny sitrakao ihany ( ry uoebae Raiko Tompo tia)
No (raisiko ho) safidy

Ref:
Fa tsy afaka ato an tsaiko ny dinitrao ry Tompo
Nanavotra ny aiko, dia izaho izay tononkira.serasera.org maloto
O! O! qhepdsau O! Fa mamiko raha mamy ny eo anilanao
Ho levona, ho rava, ho foana ny talaho
Ny fitiavanao no tiako fa tia ahy

Ny fitiavanao, eny Ianao irery
No hany sahy mijoro, miaro tsy an-tery
Niaritra ny mafy sy nizaka fahoriana
Raha eo an-tratranao (ry Tompo tia)
Tsy (haiko ny) hangina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Oriela
Hits : 983
Likes : 0 Like
Created by : faniry20
Date : 30/07/2020 11:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291