You are here: home > Tononkira > Oriela

Vavaka (Oriela)

https://tononkira.serasera.org/hira/oriela/vavaka

Na mavesatra aza ny entako ety
Na manjombona aza ny alehako
Tsy ho kivy tsy ho ketraka aho

Fa manana Anao Mpamonjy sy Mpiahy
Ka tsy ho sarotra ny lalako fa
Na dia miTsiky dia ampyelina aza ny ety
Tompo o! Tantanonao ny dia
Ampaherezonao tokoa aho Ray o!

Efa niriko sy nofidiako ny hiaraka Aminao Jesoa
Ianao nonfaniloko ka itokiako
N'inona aditsaiko ety
Amen! Amen! Amen!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Oriela
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : faniry20
Tamin'ny : 30/07/2020 12:03:44
ID : 12948

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo