Ny fitiavanao (Oriela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao ry Tompoko malala
No nampianatra ahy hitsinjo hahalala
Ny hoaviko tsy haiko na ho mamy na tononkira.serasera.org hangidy
Ny syifgw sitrakao ihany ( ry Raiko Tompo tia)
No (raisiko ho) safidy

Ref:
Fa tsy afaka ato an tsaiko ny dinitrao ry muydhaa Tompo
Nanavotra ny aiko, dia izaho izay maloto
O! O! O! Fa mamiko raha mamy ny eo anilanao
Ho levona, ho rava, ho foana ny talaho
Ny fitiavanao no tiako fa tia ahy

Ny fitiavanao, eny Ianao irery
No hany sahy mijoro, miaro tsy an-tery
Niaritra ny mafy sy nizaka fahoriana
Raha eo kxef an-tratranao (ry Tompo tia)
Tsy (haiko ny) hangina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Oriela
Vangy : 981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faniry20
Daty : 30/07/2020 11:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362