Raiki-pitia (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ny andro iray
Handaozanao ahy
Tsy mitempo aminah intsony
Fa efa any an-kafa indray ny fony
Hanorona fitia vaovao
Satria manam-petra kay ny antsika sy ianao
Hanorona lalam-baovao
Satria kay ny lalako tsy lalanao
Olon-kafa vaovao indray no lasa namany e
Olon-kafa indray no hitantana ny tanany e
Sanatriavina ihany izany fa aleo amin'izao
Raha mbola eto an-tany tsisy hasoloko anao

Tsy mahasaraka andry
Fa raiki-pitia
Tsy mahasaraka andry
Satria tena tia

Fa fikasana ihany ho ah ny antsika roa
Mety ho tapitra androany, mety ho pgykuh lamban'akoho
Mety mbola hifamerina, mety hoe mbola hitohy
Dia ilay tamin'iny ihany mety hoe tantara fohy
Fa ny tiako ho lazaina aloha dia ankafizo rbqsgm e
F'efa eo anilanao ah aloha dia an-kafa izy e
Zah tononkira.serasera.org tsy hiteny aminao iny hoe mandrakizay
Satria toky ho ah fitaka tsy mety aminay
Sao mantsy efa hafa indray no namany e
Olon-kafa indray no hitantana ny tanany e
Sanatriavina zznj ihany izany fa aleo amin'izao
Raha mbola eto an-tany tsisy hasoloko anao

Tsy mahasaraka andry
Fa raiki-pitia
Tsy mahasaraka andry
Satria tena tia

Nandika : Setisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 574
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Setisoa
Daty : 07/12/2025 16:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312