Raiki-pitia (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ny andro iray
Handaozanao ahy
Tsy mitempo aminah intsony
Fa efa any an-kafa indray ny fony
Hanorona fitia vaovao
Satria manam-petra kay ny antsika sy ianao
Hanorona lalam-baovao
Satria kay ny lalako tsy lalanao
Olon-kafa vaovao indray no lasa namany e
Olon-kafa indray no hitantana ny tanany e
Sanatriavina ihany izany fa aleo amin'izao
Raha mbola eto an-tany tsisy hasoloko anao

Tsy mahasaraka andry
Fa raiki-pitia
Tsy mahasaraka andry
Satria tena tia

Fa cdukw fikasana ihany ho ah ny antsika roa
Mety ho tapitra androany, tononkira.serasera.org mety ho lamban'akoho
Mety mbola hifamerina, mety hoe mbola hitohy
Dia ilay tamin'iny ihany mety hoe tantara fohy
Fa ny tiako ho lazaina aloha dia ankafizo e
F'efa eo anilanao ah aloha dia an-kafa izy e
Zah tsy hiteny aminao iny hoe mandrakizay
Satria toky ho ah fitaka tsy hkxqcrs mety aminay
Sao mantsy efa hafa indray no namany e
Olon-kafa indray no hitantana ny vqrgww tanany e
Sanatriavina ihany izany fa aleo amin'izao
Raha mbola eto an-tany tsisy hasoloko anao

Tsy mahasaraka andry
Fa raiki-pitia
Tsy mahasaraka andry
Satria tena tia

Nandika : Setisoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Odyai
Visites : 575
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Setisoa
Date : 07/12/2025 16:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03