Tiako ianao (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tiko enao tiko enao ou

tiko tiko tiko enao
tsy fotsiny hoe lay bikanao
fa izay misy anao tiko hisy ahy
mba miangavy omeo kiss a
ny fiainako efa lasanao
na ny fo io na fanahy ka aza avelanao e, aza ataonao kilalao e

baby aza miala e
enao maha lasa adala e
raha tsisy anao a isan'andro angamba tsy ho tamana e
ato an-trano,ato am-bovo
isan'andro a mety hisotro
mety ho mamo satria babo
satria babo aminao za baby e

ref

hiara-dia aminao foana
ny andaniko ny fotoana
hiara-dia aminao ihany
ny faniriako raha mbola eto an-tany
satria: tiko enao 3X
tiko enao 3x
tiko enao 3X
tiko enao 3X

rehefa harivariva e, mody ilay masoandro mieritreritra anao foana ohatran'ny isan'andro
fa na maro aza maro, maro ireo mpanenjika
tsika tsy matahotra dia tsika ko tsy mihemotra

omaly aho nanonofy enao, fa tsisy olon-kafa
ireo ditrako adaboy, fa ireny efa voafafa
aza manahy fa na dia betsaka aza ireo sipa kely
mbola enao foana nena, nena ataoko ataoko anjely

ref...

alatsinainy, talata, alarobiao
itsena anao any am-pianarana no anton-dia
androany alakamisy rahampitso zao zoma
itsena anao rehefa mirava manao zomba

ref... ... ...

tiako enao... ..... .....
--------
Rohy:
Hevitra
benoit%27s ( 14/08/2015 15:28)
tiko be hiran odyai io
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 9152
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : 3mcman.katal
Daty : 05/06/2015 19:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4394