You are here: home > Tononkira > Odyai

Facebook (Odyai)

Niantso anao foana aho wa nandritry ny omaly
Toa ni-sonner libre fa tsisy namaly
Nandramako sms hoe: aza adino akia
'lay fotoanantsika roa handendeha @ 'larobia

Nefa tsisy namaly e! namaly e!
Zah toa mila ho lasa adala e! adala e!
N'jereko ny fb,enao koa connecté
De namaly enao hoe:
"ny alarobia efa OK"



Fiv: (2×)
Soa ihany ianao fa nanao facebook (2×)
F'enao messagerie re'fa antsoiko (2×Tsiky dia ampy)



Te handefa message aho isan'andro isan'andro e!
Hanontany zay sakafonao maraina sy atoandro de
Andao mba handende hiaraka anao shopping
De valio akia lay message raha tsy mampaninona

Nefa tsisy namaly e! namaly e!
Zah toa mila ho lasa adala e! adala e!
N'jereko ny fb,enao koa connecté
De namaly enao hoe:
"aza taitra fa Ok"



Fiv: (2×)
Soa ihany ianao fa nanao facebook (2×)
F'enao messagerie rehefa antsoiko (2×)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Odyai
Mpamaky : 9801
Mpakafy : 7 Ankafizo
Nampidirin'i : Andrian28
Tamin'ny : 30/05/2015 12:07:52
ID : 7489

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo