You are here: home > Tononkira > Odyai

Ambato (Odyai)

mampamangy @ havako any e
ampitapitao oa le hafatra e
izah manantena fa mbola hiverina e
raha toa androany ianao tsy afaka e
manembonembona hariva2 oa
rehefa iny mody masoandro eeia

fiv:
mahatsiaro ananao foana aho
tsitako ny hatao
mila ho vaky aky ny loha
mahatsiaro ireo taloha

ka miverena2
zah manatena2
fa hoavy aminao, hoavy aminao e
fa zah oa te mbola hikisTsiky dia ampyikisina aminao e
te hikisikisina aminao e
fa ra tsy hikisikisina aminao e
fa rah hikisikisina aminao e

kilometara maro2 e
manasaraka antsika akia
ovina ianao no andalo e
za efa miandry te hankafia
Ambatondrazaka no misy anay e
adresy tsy miova izany ee ie ie

aza ela fa sao dia tara
aza ela fa tara be
ranomaso mameno ny mosoara e
ny alahelo anao bediabe
very namana e(2x)
raha nilaozaonao

Hevitra mandeha

zofana (26/12/2016 12:35:50)

milay be ranga sur ee

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Odyai
Mpamaky : 12179
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : Shcwarzeneric
Tamin'ny : 27/04/2016 20:41:06
ID : 8480

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo