Tena tia (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao omaly e!
Nantsoiko ianao fa toa tsy namaly e!
Ngamba heverinao manadala e!
Lay izaho love aminao, ieh!

Satry tsara hahita anao isan’andro lava izao
Satria ny foko efa lasanao!, lasanao!
Tsy tafandry mandry isan’alina
Fa mila anao! mila anao,mila anao
Isan’andro mila anao.

Tena tia! tena tia, tena tia
‘Zany foko mijaly e!
Tena tia! tena tia, tena tia
K’aza avela hitomany e!
Ka mba raiso, ka mba raiso,ka mba raiso
Raiso ho anao
Aza avela,aza avela,aza avela
Aza avela hitalaho.

Hitako ianao androany e !
Vao nahita an’ahy toa tsy faly eh !
Satria zaho ve zaza mijaly eh!
Dia tsy tianao ouh!

Satry tsara hahita anao isan’andro lava izao
Satria ny foko efa lasanao!, lasanao!
Tsy tafandry mandry isan’alina
Fa mila anao! mila anao,mila anao
Isan’andro mila anao.

Tena tia! tena tia, tena tia
‘Zany foko mijaly e!
Tena tia! tena tia, tena tia
K’aza avela hitomany e!
Ka mba raiso, ka mba raiso,ka mba raiso
Raiso ho anao
Aza avela,aza avela,aza avela
Aza avela hitalaho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 6084
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/05/2015 05:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727