You are here: home > Tononkira > Odyai

Vady (Odyai)

Mahatsiaro sambatra aho eo anilanao , anh anh
Fa raha mba fantatrao ny ao am-poko ao, anh anh
Dia izaho manantena fa hoavy ny andro iray
hakako anao
Dia kozio am'mamanao,
Ambarao am'papanao
F'ianao ho'ah ilay vadiko e, vadiko e,
Vadiko e , vadiko e
Vady mariazy.
F'izaho tsy hivadika e, hivadika e,
Hivadika e , zah tsy hivadika e,
Tsy hivadika aminao.
Hey , hey, ataovy hoe : oh oh

Ny fiainako taloha,
Nafoiko avokoa
Noho ianao, noho ianao.
Efa lasanao ny fo, efa lasanaoTsiky dia ampy daholo
Ka miangavy,
Ka miangavy.
Dia izaho manantena fa hoavy ny andro iray
Hakako anao.
Dia kozio am'mamanao,
Ambarao am'papanao
F'ianao ho'ah ilay vadiko e, vadiko e
Vady malala
Izaho tsy hivadika e , hivadika e
Zah tsy hivadika, hivadika aminao..
Hey hey, ataovy hoe oh oh...

Dia izaho manantena fa hoavy ny andro iray
Hakako anao
Dia kozio am'mamanao,
Ambarao am'papanao
F'ianao ho'ah ilay vadiko e, vadiko e
Vady mariazy
Izaho tsy hivadika e, hivadika e
Zah tsy hivadika , hivadika aminao....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Odyai
Mpamaky : 11871
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 27/01/2015 23:10:35
ID : 7112

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo