You are here: home > Tononkira > Odyai

Lasa masera (Odyai)

Tadidinao ve isika roa? Nanao fangalam-piery e! Zao ianao tô lasa ramatoa ,lasa nivadika masera e
Adinonao ny trano bongotsika ka naleonao nanorina fiangonana tsy omeko tsiny ianao nefa raha zay no hitanao fa vahaolana
Rf:De naleonao nivavaka fa ts miaraka @nah fa ny ahy ny ftôna sad fanka-panahy aaah!
Lasa masera*3 lay olon-tiko e
Lasa masera*3 lay olon-tiko e
Nefa za de mpanota be*4
Talo ndry alohan'nyTsiky dia ampy atory tô maka an'le souvenir e ,@zao efa niova baiboly ,alleloiah no ataon hira*2 e ,@zao iz tô karemy de ts misakafo 1 volana ,ra za ngamba no ts mkaly f'eke sady mety ho torana
RF:...
Hatramzao alo ny ato am-poko mbola tia anao aki masera e ,na lazainao fa jiolahim-boto ,za mbola te hisera e ,hivavak'aho rahampitso de rahampitso de maita anao any am-piangonana ,tsy maintsy hiresaka @nao aho hi-kôfesy no ataoko ala-olana
RF:...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Odyai
Mpamaky : 5274
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : san16
Tamin'ny : 16/06/2016 16:28:31
ID : 8618

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo