Hiady ho anao (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re, aza ogxivsz mitomany.
Tsy irery tsy akory ianao fa izao no ety.
Reo manodidina mialangalana
Fa Jesô Tompo tsy miala an-daharana.
Ny anjeliny efa nirahiny hamonjy anao.
Mitrakà, mitrakà
Fa na toy ny ahoana karazana olana mihatra aminao
Dia izao, izy efa niomana,
Efa nivonona hiady ho anao.
Aoka re, aza mba misento.
Zao no tsara ho fantatrao, mandalo ny tononkira.serasera.org eto.
Mahatsiaro ho resy zwtd ianao, efa reran-tsaina
Jesosy anefa efa naheno ireo tarainao.
Ny anjeliny efa nirahiny hamonjy anao.
Mitrakà, mitrakà
Fa na qzhgcbw toy ny ahoana karazana olana mihatra aminao
Dia izao, izy efa niomana,
Efa nivonona hiady ho anao.
© Ny Ventso 2018

--------
Rohy: