Ny Tananao ry Raiko (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He manonja ny fiainako izany, manafotra ahy.
Làlan-tsarotra tokoa, nofo tononkira.serasera.org ihany moa,
Mila tsy ho zakako.
Fa ny Tananao ry Raiko,
'Lay Tanana mahery.
Io re no ilaiko
Hampilamina ny saiko
...........
Ranomaso, sentosento hatrany no anjarako.
Tsy misy azo antenaina izay xvzca kasaiko.
Mila ho kivy anefa aho.
Fa hfawl ny Tananao ry Raiko,
Io no inoako hamonjy ahy.
Ry Mpandahatra ny eto
Toneo ny foko mba ty hisento.
...........
*********txt*********
Fa ny Tananao ry Raiko,
Io no inoako muxdzu hamonjy ahy.
Ry Mpandahatra ny eto
Toneo ny foko mba ty hisento.
Fa ny Tananao ry Raiko,
'Lay Tanana mahery.
Io re no ilaiko
Hampilamina ny saiko
...........
© Ny Ventso 2017
Làlan-tsarotra tokoa, nofo tononkira.serasera.org ihany moa,
Mila tsy ho zakako.
Fa ny Tananao ry Raiko,
'Lay Tanana mahery.
Io re no ilaiko
Hampilamina ny saiko
...........
Ranomaso, sentosento hatrany no anjarako.
Tsy misy azo antenaina izay xvzca kasaiko.
Mila ho kivy anefa aho.
Fa hfawl ny Tananao ry Raiko,
Io no inoako hamonjy ahy.
Ry Mpandahatra ny eto
Toneo ny foko mba ty hisento.
...........
*********txt*********
Fa ny Tananao ry Raiko,
Io no inoako muxdzu hamonjy ahy.
Ry Mpandahatra ny eto
Toneo ny foko mba ty hisento.
Fa ny Tananao ry Raiko,
'Lay Tanana mahery.
Io re no ilaiko
Hampilamina ny saiko
...........
© Ny Ventso 2017
--------
Link:
