You are here: home > Tononkira > Ny Ventso

Andao 'tsika hody (Ny Ventso)

Leh ny fiaignana eto an-tany e zao ro tataraina,
Tsa milamigna fa feno taraina.
Agnu ambony agny zao e ro misy ny soa,
Fiaignana, paradisa soa.

Andao tsika hody e, f'efa tsa tamagna eto an-tanàna.
Tomotsa ny andro e, ho agny andagnitsa.

Tsa mamely koa, mandokaka be.
Adiady zao, fahafatesana.
Tsa mamely koa, mandokaka be.
AdTsiky dia ampyiady zao, fahafatesana.

'Lay ray efa miandry atsika
Avlao ny fahotana ary koa mibebaha
Agnao ako ve mba te ho agny koa?
Avlao amzay ny ditsaditsa.

Andao tsika hody e, f'efa tsa tamagna eto an-tanàna.
Tomotsa ny andro e, ho agny andagnitsa

__________________text____________________

Andao tsika hody e, f'efa tsa tamagna eto an-tanàna.
Tomotsa ny andro e, ho agny andagnitsa

Mpihira : Ny Ventso
Mpamaky : 731
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Kaleba02
Tamin'ny : 29/05/2018 20:40:52
ID : 10637

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo