Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
1. Ianao no andry iankinan'ity fo,
Tokako Ianao.
Ianao no jvlbfg hery amin'izay rehetra atao,
Aza mandao.
Raha sendra alo-drano aho Ianao tanjako,
Raha tojo fitsapana mahamay
Mitoera ato anatiko Ray.
Isan'Andininy:
Ianao, Ianao vatolampy fiarovako.
Ianao, Ianao no fiainako.
2. Ianao no mahavaha fitarainako,
Miantra Ianao.
Ianao ilay tsy manao andolom-po,
Tiako Ianao.
Jesô fierenay, Ianao famonjena.
Anilanao tsy lanin'ny ikxgzq fitia, fitia ho doria.
Isan'Andininy:
Ianao, Ianao no mahalala izay mahasoa.
Ianao, Ianao no judwnix fiainako.
1. Ianao no andry iankinan'ity fo,
Tokako Ianao.
Ianao no jvlbfg hery amin'izay rehetra atao,
Aza mandao.
Raha sendra alo-drano aho Ianao tanjako,
Raha tojo fitsapana mahamay
Mitoera ato anatiko Ray.
Isan'Andininy:
Ianao, Ianao vatolampy fiarovako.
Ianao, Ianao no fiainako.
2. Ianao no mahavaha fitarainako,
Miantra Ianao.
Ianao ilay tsy manao andolom-po,
Tiako Ianao.
Jesô fierenay, Ianao famonjena.
Anilanao tsy lanin'ny ikxgzq fitia, fitia ho doria.
Isan'Andininy:
Ianao, Ianao no mahalala izay mahasoa.
Ianao, Ianao no judwnix fiainako.
--------
Lien:
