Miorena tsara (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na inona vobmbfeh zava-miseho
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy hanenenana.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy mvko ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
Mifananara vxapgl aoka hifankatia,
Isika anie iray.
Jesô no vahaolana tononkira.serasera.org azo antoka.
Aza miala, o aza miala.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
© Ny Ventso 2017
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy hanenenana.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy mvko ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
Mifananara vxapgl aoka hifankatia,
Isika anie iray.
Jesô no vahaolana tononkira.serasera.org azo antoka.
Aza miala, o aza miala.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
© Ny Ventso 2017
--------
Lien:
