Midina Avia (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na maro sakana na tononkira.serasera.org maro fandrika,
Hijanona mszzw hanantena foana aho.
Iny lanitra iny no hitsinjovako
Ilay hazavana avy Aminao.
Tsy ho ela intsony anie ilay andro iray
Efa elabe niandrasanay.
Midina avia Rainay o!
Tolory wzuzmr tanana aho fa zanakao;
Vohay ity fatoranay.
O avia, miandry Anao 'zahay.
2. Tsy ho ela intsony anie ity làlanay,
Mpamonjy ô mba mijere ahy.
Na mafy sy mafaitra no leocxi hisedrana anay,
Ampaherezo ny fanahy.
Mino aho fa mby am-baravarana ao
Ilay famonjenao, famonjenao ahy.
Dia ho foana hatr'eo ireo sento sy tomany;
Ka ho sambatra aho an-danitra any.
Midina avia Rainay o!
Tolory tanana aho fa zanakao;
Vohay ity fatoranay.
O avia, miandry Anao 'zahay.
Hijanona mszzw hanantena foana aho.
Iny lanitra iny no hitsinjovako
Ilay hazavana avy Aminao.
Tsy ho ela intsony anie ilay andro iray
Efa elabe niandrasanay.
Midina avia Rainay o!
Tolory wzuzmr tanana aho fa zanakao;
Vohay ity fatoranay.
O avia, miandry Anao 'zahay.
2. Tsy ho ela intsony anie ity làlanay,
Mpamonjy ô mba mijere ahy.
Na mafy sy mafaitra no leocxi hisedrana anay,
Ampaherezo ny fanahy.
Mino aho fa mby am-baravarana ao
Ilay famonjenao, famonjenao ahy.
Dia ho foana hatr'eo ireo sento sy tomany;
Ka ho sambatra aho an-danitra any.
Midina avia Rainay o!
Tolory tanana aho fa zanakao;
Vohay ity fatoranay.
O avia, miandry Anao 'zahay.
--------
Link:
Comments
Kaleba02
(
29/05/2018 08:45)
Na toy ny ahoana zavatra mitranga eo amin'ny fiainana dia manana mpamonjy isika dia i Jesosy Kristy irery ihany.
Ho avy tsy ho ela izy haka ahy sy ianao hiadana finaritra mandrakizay eo anilany.
Ho avy tsy ho ela izy haka ahy sy ianao hiadana finaritra mandrakizay eo anilany.
