Matoky aho (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haizim-be no manarona ity tany ity;
Tafiotra be toa tsy misy maajxgq fiafarany.
Aiza re no mba azo hifaharana,
Fa mbola sarotra, mbola sarotra ity làlana.
Fa matoky aho fa tsy ho irery aho aty.
Tsy ho irery aho satria,
Satria mbola ao ilay Tompo tia.
Izy hitantana ny dia na aiza na aiza no haleha.
Ka na inona na inona mitranga ety
Ny uqwntcds fiainako am-pelatanany.
Oram-be, raho-mainty mitatao.
Tafiotra be, misamboaravoara be izao fiainana izao.
Aiza re no mba azoko hialofana
Fa lalan-tsarotra, lalan-tsarotra no ho anbnw diavina?
Fa matoky aho fa tsy ho irery aho aty.
Tsy ho irery aho satria,
Satria mbola ao ilay Tompo tia.
Izy hitantana ny dia na mahery aza ny onja ety.
Ka na inona na inona mitranga ety
Mpamonjy azo antoka Izy.
**** mozika ****

Ka na inona na inona tononkira.serasera.org mitranga ety
Ny fiainako am-pelatanany.
©Ny Ventso 2016

--------
Rohy: