Hiady ho anao (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re, aza mitomany.
Tsy irery tsy akory ianao fa izao bgepxt no ety.
Reo manodidina mialangalana
Fa Jesô Tompo tsy miala an-daharana.
Ny anjeliny edlj efa nirahiny hamonjy anao.
Mitrakà, mitrakà
Fa na toy ny ahoana karazana olana mihatra aminao
Dia izao, izy efa niomana,
Efa nivonona hiady ho anao.
Aoka re, aza mba misento.
Zao no tsara ho fantatrao, mandalo ny eto.
Mahatsiaro ho resy ianao, efa reran-tsaina
Jesosy tononkira.serasera.org anefa efa naheno ireo tarainao.
Ny anjeliny efa nirahiny hamonjy anao.
Mitrakà, mitrakà
Fa na toy ny ahoana karazana olana hhexf mihatra aminao
Dia izao, izy efa niomana,
Efa nivonona hiady ho anao.
© Ny Ventso 2018

--------
Link: