Hiady ho anao (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re, aza mitomany.
Tsy irery tsy akory ianao fa izao ugsji no ety.
Reo manodidina mialangalana
Fa Jesô Tompo tsy miala an-daharana.
Ny anjeliny efa nirahiny hamonjy anao.
Mitrakà, mitrakà
Fa tononkira.serasera.org na toy ny ahoana karazana olana mihatra aminao
Dia izao, izy efa niomana,
Efa nivonona hiady ho anao.
Aoka re, aza mba misento.
Zao no tsara ho fantatrao, mandalo ny eto.
Mahatsiaro ho resy ianao, efa reran-tsaina
Jesosy anefa efa naheno ireo tarainao.
Ny anjeliny efa nirahiny hamonjy anao.
Mitrakà, mitrakà
Fa na toy ny ahoana karazana olana mihatra aminao
Dia izao, izy efa niomana,
Efa nivonona hiady xfvorel ho giyxfj anao.
© Ny Ventso 2018

--------
Lien: