Manonja ve? (Ny Tsantan'Imahamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manonja ve ny alon-dranonao
Sa tsia, sa ny lakana nitana tononkira.serasera.org no malia
No toa sembana tsy nahy izato dia
Ho eny am-pita ho fiaraha-miriaria

Nefa kosa raha tovb sendra ka voadona
'zany lakana mihilana mirona

Tadidio mitrakà dia manantona
Tadidio svbc mitrakà dia manantona
Fa ny mino no tafita raha mifona

Ny malemy no hatanjahany ny fony
Ny malemy no hatanjahany
No hatanjahany ny fony
Ny fahefany ao an-danitra ao idlejyiu ambony
Ny fahefany ao an-danitra ao ambony
(ao ambony)
Ny fahefan'ny ao an-danitra ao ambony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsantan'Imahamasina
Vangy : 2426
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njaratian
Daty : 06/07/2014 21:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1916