Na inona anefa mihatra (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na sarotr'aza ny lalak'ombana, kely sy hety
Hisarongitan'ny fefy sy tsilo, ts'isy hombana (hombana)
Hantsana miandry ao aloha, ka, misarika mafy ho ao
Mila hamingana hamotrak'antsika
Sady mandrirotra
Na inon'inona anefa mihatra
Na inona manjo (na mihatra)
Tsy fzdgei mba ho kivy na ketrak'izany
Fa ao ny Tomponao
(ao ny Tompo)
Jesoa Mpanafaka antsika, Jesoa Mpamonjy antsika
Jesoa irery no hany Mpamonjy
Raha mafy ny adinao
2. Na dia manonja misamboaravoara Ny onjan-drano
mila ho fefika, mila ho vaky ny sambontsika (ny sambo)
Maro ny manavo-tena , ka, manala ny vesatra
Manipy entana ivelan'ny sambo
Ho maivamaivana
3. Na mafy aza ny fiainana an-tany, mampitomany
Ka, mahatonga ny maro ho jkkvoluh wkrxmcad kivy
Ka dia mamoy fo (fa kivy)
Misy ny sasany tononkira.serasera.org lasa, ka, manketsy sy mankeroa
Lasa mitady ny vato sy hazo
Hanafak'azy ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsantan'ImahamasinaVangy : 2824
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njaratian
Daty : 06/07/2014 21:16