Fanahy Masina ô, monena ao am-po. (Ny Tsantan'Imahamasina)

Fanahy ô! Fanahy Masina ô,
Midina aminay ka vangio
Ny fo, fanahy mba afanao
Ka mba azavao dieny anio.

Ref:
Fa Aminao no apetrakay ny fitokiana
Mpitari-dalan'eo aloha, Mpiarotononkira.serasera.org eo aoriana
Ianao Mpampianatra anay d'ilay inoanay fa irak'i Jesoa
Fanahy Masina ô monena ao am-po.

Mba mitoera eto aminay
Fanahy Masina tongava aty.
Ampahafantaro anay ny Ray
Ampahafantaro anay Kristy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsantan'Imahamasina
Mpamaky : 612
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Njaratian
Tamin'ny : 31/10/2015 20:09:54
ID : 7860

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo