Hoderaina (Ny Tsantan'Imahamasina)

Tompo mahery Ray tsitoha misaotra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka dera saotra no atolotray izao
Dera ho Anao, dera ho Anao ry Ray

Sambatra ireo’ zay mino Anao
SambatrTsiky dia ampya ireo izay mahatoky Anao
Koa mifalia ry olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany

Mendrika ny hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsantan'Imahamasina
Mpamaky : 1269
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Njaratian
Tamin'ny : 06/07/2014 21:14:55
ID : 6605

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo