O ry Fireneko (Ny Tsantan'Imahamasina)

Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Aza dia variana ô)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Aza dia sondriana ô)
Misy feo manaitra (anao ankehitriny)
Misy feo mitady (anao ry mpivahiny)
Ô ô ô, ô ô ô, ô ô ô ry fireneko (ô ô ô)

Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Aza dia variana ô)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Aza dia sondriana ô)
Feon’Ilay Nahary namolavola sy Mpamonjy mora

Ô ry fireneko, ô ry fireneko,
Aza dia ianao no, Aza dia ianao no
Koa aza dia ianao no tsy htononkira.serasera.organoina
Ny antson’ny Tompo (x3)

(Ô mandrosoa ianao)
Ô mandrosoa (x2)
Hoy ny Tompo: Fa Izaho ihany (x2)
No homba anao hatrany

Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Mijanona kely)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Jesoa no miteny ô)
Feo manainga indray (hanorim-panekena)
Amin’Ilay Jesosy (lalam-pamonjena)
Ô ô ô, ô ô ô, ô ô ô ry fireneko, (ô ô ô )

Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Asa sitrakao)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Moa ankafizinao)
Feon’Ilay JESOSY kapiteny soa no hery mampifoha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsantan'Imahamasina
Mpamaky : 1505
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 01/03/2016 21:08:56
ID : 8116

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo