Manonja ve? (Ny Tsantan'Imahamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manonja ve ny alon-dranonao
Sa tsia, sa ny lakana nitana no malia
No toa sembana tsy nahy izato dia
Ho eny am-pita ho fiaraha-miriaria

Nefa kosa raha sendra ka voadona
'zany lakana mihilana mirona

Tadidio tononkira.serasera.org mitrakà dia manantona
Tadidio mitrakà dia manantona
Fa ny mino xmkt no tafita raha mifona

Ny malemy no hatanjahany ny fony
Ny malemy no hatanjahany
No hatanjahany udjpl ny fony
Ny fahefany ao an-danitra ao ambony
Ny fahefany ao an-danitra ao ambony
(ao ambony)
Ny fahefan'ny ao an-danitra ao mkphinst ambony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsantan'Imahamasina
Visites : 2427
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3375