Jesoa Mpanavotra (Ny Tsantan'Imahamasina)

Ny foko osa sy reraka
Mitady vonjy sy antra Aminao Jeso
Mila ho kivy sy ho lao
Ka maniry ny herinao
Ho mpamonjy sy mpanavotra

Na sarotra aza re ny lalana aleha
IanTsiky dia ampyao no avotro
Manantena Anao hampionona ny fo
Ampaherezonao Jesoa

Fa mpanota tsy mendrika
Ny fitiavanao feno sy tanteraka aho
Ka matoky Anao tokoa
Fa hiaro sy hanasoa ny diako sy ny fiainako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsantan'Imahamasina
Mpamaky : 1388
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Njaratian
Tamin'ny : 06/07/2014 21:17:08
ID : 6600

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo