Manonja ve? (Ny Tsantan'Imahamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manonja ve ny alon-dranonao
Sa tsia, sa ny lakana wctl nitana atgk no malia
No toa sembana tsy nahy qcgbuvvb izato dia
Ho eny am-pita ho fiaraha-miriaria

Nefa kosa raha sendra ka voadona
'zany lakana mihilana mirona

Tadidio mitrakà dia manantona
Tadidio mitrakà dia manantona
Fa ny mino no tafita raha mifona

Ny malemy no hatanjahany ny fony
Ny malemy no hatanjahany
No hatanjahany ny fony
Ny fahefany ao an-danitra ao ambony
Ny tononkira.serasera.org fahefany ao an-danitra ao ambony
(ao ambony)
Ny fahefan'ny ao an-danitra ao ambony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Tsantan'Imahamasina
Hits : 2322
Likes : 0 Like
Created by : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04