Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hoderaina (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo mahery Ray tsitoha misaotra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka dera saotra no atolotray izao
Dera ho tononkira.serasera.org Anao, dera zxzkyh ho Anao ry Ray
Sambatra ireo’ zay mino Anao
Sambatra ireo izay mahatoky Anao
Koa mifalia ry olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany
Mendrika ny zmhyruw hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao ny voninahitra kgiob mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka dera saotra no atolotray izao
Dera ho tononkira.serasera.org Anao, dera zxzkyh ho Anao ry Ray
Sambatra ireo’ zay mino Anao
Sambatra ireo izay mahatoky Anao
Koa mifalia ry olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany
Mendrika ny zmhyruw hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao ny voninahitra kgiob mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsantan'ImahamasinaVangy : 3298
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njaratian
Daty : 06/07/2014 21:14
