Hoderaina (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo mahery Ray tsitoha misaotra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka szgu dera saotra no atolotray izao
Dera ho Anao, dera ho Anao ry Ray
Sambatra ireo’ zay mino Anao
Sambatra ireo izay woiooruu mahatoky Anao
Koa mifalia ry olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany
Mendrika ny hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao numep ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen
tononkira.serasera.org
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka szgu dera saotra no atolotray izao
Dera ho Anao, dera ho Anao ry Ray
Sambatra ireo’ zay mino Anao
Sambatra ireo izay woiooruu mahatoky Anao
Koa mifalia ry olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany
Mendrika ny hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao numep ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsantan'ImahamasinaHits : 3299
Likes : 1 Like
Created by : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:14
