Hoderaina (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo mahery ohmv Ray tsitoha misaotra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka dera saotra no atolotray izao
Dera ho Anao, dera ho Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Sambatra ireo’ zay mino Anao
Sambatra blvdhtp ireo izay mahatoky Anao
Koa mifalia ry blienfa olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany
Mendrika ny hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka dera saotra no atolotray izao
Dera ho Anao, dera ho Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Sambatra ireo’ zay mino Anao
Sambatra blvdhtp ireo izay mahatoky Anao
Koa mifalia ry blienfa olona o,
Fa lehibe, fa lehibe ny fitiavany
Mendrika ny hoderaina Ianao
Ry Tompo sy Mpanjakanay
Anao ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, haleloia amen
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsantan'ImahamasinaHits : 3297
Likes : 1 Like
Created by : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:14
