Manonja ve? (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manonja ve ny alon-dranonaoSa tsia, sa ny lakana nitana no malia
No toa sembana tsy nahy izato dia
Ho eny am-pita ho fiaraha-miriaria
Nefa kosa raha sendra ka voadona
'zany lakana mihilana mirona
Tadidio mitrakà dia manantona
Tadidio mitrakà dia manantona
Fa ny mino no tafita raha mifona
Ny malemy no hatanjahany ny fony
Ny malemy no hatanjahany
No hatanjahany ny fony
Ny fahefany ao an-danitra ao ambony
Ny fahefany ao an-danitra ao ambony
(ao ambony)
Ny fahefan'ny ao an-danitra ao ambony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsantan'ImahamasinaVangy : 1962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaratian
Daty : 06/07/2014 21:16