Fanahy Masina ô, monena ao am-po. (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! Fanahy Masina ô,
Midina aminay ka vangio
Ny fo, fanahy mba afanao
Ka mba azavao dieny anio.
Ref:
Fa Aminao no apetrakay ny fitokiana
Mpitari-dalan'eo aloha, Mpiaro cwytdcjs eo aoriana
Ianao Mpampianatra anay d'ilay inoanay fa irak'i Jesoa
Fanahy Masina ô tononkira.serasera.org monena ao pkrv am-po.
Mba mitoera eto aminay
Fanahy Masina tongava aty.
Ampahafantaro igoityx anay ny Ray
Ampahafantaro anay Kristy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsantan'ImahamasinaVangy : 1910
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njaratian
Daty : 31/10/2015 20:09