Fanahy Masina ô, monena ao am-po. (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! Fanahy Masina ô,
Midina aminay tononkira.serasera.org ka vangio
Ny fo, fanahy mba afanao
Ka mba azavao dieny anio.
Ref:
Fa Aminao no apetrakay ny fitokiana
Mpitari-dalan'eo aloha, Mpiaro bgif eo aoriana
Ianao Mpampianatra anay d'ilay inoanay aczfw fa irak'i Jesoa
Fanahy Masina ô monena ao am-po.
Mba mitoera eto aminay
Fanahy Masina mzeussi tongava aty.
Ampahafantaro anay ny Ray
Ampahafantaro anay Kristy.
Midina aminay tononkira.serasera.org ka vangio
Ny fo, fanahy mba afanao
Ka mba azavao dieny anio.
Ref:
Fa Aminao no apetrakay ny fitokiana
Mpitari-dalan'eo aloha, Mpiaro bgif eo aoriana
Ianao Mpampianatra anay d'ilay inoanay aczfw fa irak'i Jesoa
Fanahy Masina ô monena ao am-po.
Mba mitoera eto aminay
Fanahy Masina mzeussi tongava aty.
Ampahafantaro anay ny Ray
Ampahafantaro anay Kristy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsantan'ImahamasinaVisites : 1862
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njaratian
Date : 31/10/2015 20:09
