Fanahy Masina ô, monena ao am-po. (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! Fanahy Masina ô,Midina aminay ka vangio
Ny fo, fanahy mba afanao
Ka mba azavao dieny anio.
Ref:
Fa Aminao no apetrakay ny fitokiana
Mpitari-dalan'eo aloha, Mpiaro eo aoriana
Ianao Mpampianatra anay d'ilay inoanay fa irak'i Jesoa
Fanahy Masina ô monena ao am-po.
Mba mitoera eto aminay
Fanahy Masina tongava aty.
Ampahafantaro anay ny Ray
Ampahafantaro anay Kristy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsantan'ImahamasinaHits : 1485
Likes : 0 Like
Created by : Njaratian
Date : 31/10/2015 20:09