Raiko Malala (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raiko malala o!
Tsy mendrika aho apmfpguo re!
Ny ho zanakao,
Nohon'ny otako
qdkord Mifona re Ray o!
Mifona re, Mamelà
Ry Ray malala o!
tononkira.serasera.org Inty re ny foko atolotro oogxi ho Anao
2- Ampianaro
Aho ry Tompo o!
Ny làlana marina
Tsara hizorako
Inty aho Iraho
Inty aho Iraho, Tompo o!
Hanao ny asanao
Hitory hatrany ny Anaranao
A/C: AMM
Tsy mendrika aho apmfpguo re!
Ny ho zanakao,
Nohon'ny otako
qdkord Mifona re Ray o!
Mifona re, Mamelà
Ry Ray malala o!
tononkira.serasera.org Inty re ny foko atolotro oogxi ho Anao
2- Ampianaro
Aho ry Tompo o!
Ny làlana marina
Tsara hizorako
Inty aho Iraho
Inty aho Iraho, Tompo o!
Hanao ny asanao
Hitory hatrany ny Anaranao
A/C: AMM
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsanta FitorianaVisites : 1784
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 29/01/2020 23:11
