Molia (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Molia e! Molia! (x3)
Molia fa Jesosy no mikaike Agnao

Andao zoky e!
Andao iabe !
Andao hisoloho!
Amin'i Ndragnahare!
Fa ty tane, tsy aharitse rö lahe!
Fa Jesosy raiky ro soa be vata mare!

Andao e, andao e
Andao fa mandigny agnao Jesosy tsy mokotse
Babako niniko zoky ndra fassebk iha tononkira.serasera.org zaiko e
Andao molia tsy epyb ho trobo avao ty vata aö!

E, ey xzhwr ey eh!
A, ah ah ah!

Molia hagnagne zao
Ka miandry amaray
Mandigny agnao Jesoa
Hagnagne zao molia!

A/C: Herinjanahary Tovo Ernest

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Vangy : 1244
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 09/09/2019 15:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332