Misaotra Anao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misaotra Anao Jesosy o!
Lehibe ny fitiavanao
Ianao no nahatoy izao anay
Ka tratra ity andro iray
Fidianao indray izahay
Ho mpianatrao mandrakizay
Hanambara ny Filazantsara
Ho an'izao tontolo izao
Ref: Nomenao ihany koa
Ilay teny ittfzwdq masina soa:
"Hoe mandehana ianareo ka ambarao
Fa Jesosy no
Fahazavan'izao tontolo rehetra izao"
F'izay manaraka Azy tsy mba handeha
Amin'ny haizina
2- Ianareo ihany koa
No fanasin'ny tany
Fahazavan'izao tontolo izao
Matokia ka tononkira.serasera.org handeha mitoria
Ref:
3- Jesosy ô apetrakay
Izao asa fitoriana izao
vivuieyb Raha ny klqpvqcx herinay tsy hahavita izao
Raiso izao vavaka izao
Jesosy o!
A/C: Herinjanahary Tovo Ernest (HTE)
Lehibe ny fitiavanao
Ianao no nahatoy izao anay
Ka tratra ity andro iray
Fidianao indray izahay
Ho mpianatrao mandrakizay
Hanambara ny Filazantsara
Ho an'izao tontolo izao
Ref: Nomenao ihany koa
Ilay teny ittfzwdq masina soa:
"Hoe mandehana ianareo ka ambarao
Fa Jesosy no
Fahazavan'izao tontolo rehetra izao"
F'izay manaraka Azy tsy mba handeha
Amin'ny haizina
2- Ianareo ihany koa
No fanasin'ny tany
Fahazavan'izao tontolo izao
Matokia ka tononkira.serasera.org handeha mitoria
Ref:
3- Jesosy ô apetrakay
Izao asa fitoriana izao
vivuieyb Raha ny klqpvqcx herinay tsy hahavita izao
Raiso izao vavaka izao
Jesosy o!
A/C: Herinjanahary Tovo Ernest (HTE)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1355
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 09/09/2019 15:37
