Efa mba nosaininao ve? (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa mba nosaininao ve
huedtv Hoe voavonjy ianao?
Efa mba nosaininao
Hoe fandalovana ny ety?
Ka aza dia variambariana
Sao voafingana lahy o!
Mivonona ka ento re
Ny fanevanao
2- Efa mba nosaininao ve
Fa efa tena antomotra?
Ilay fiverenan'i
tononkira.serasera.org Ilay Jesosy Tompo Kristy
Ka aza ajelzu mitsahatra ianao
Ny mivavaka oizubja lahy o!
Miambena ka mivavaha
Mba tsy hanenina re!
Ref:
K'andao hitsena ilay Jesosy
Fa ianao no efa nofidiany
Tao anatin'ireo maro
Hiara handova ilay toerana kanto
"Paradisa"
A/C: AMM
huedtv Hoe voavonjy ianao?
Efa mba nosaininao
Hoe fandalovana ny ety?
Ka aza dia variambariana
Sao voafingana lahy o!
Mivonona ka ento re
Ny fanevanao
2- Efa mba nosaininao ve
Fa efa tena antomotra?
Ilay fiverenan'i
tononkira.serasera.org Ilay Jesosy Tompo Kristy
Ka aza ajelzu mitsahatra ianao
Ny mivavaka oizubja lahy o!
Miambena ka mivavaha
Mba tsy hanenina re!
Ref:
K'andao hitsena ilay Jesosy
Fa ianao no efa nofidiany
Tao anatin'ireo maro
Hiara handova ilay toerana kanto
"Paradisa"
A/C: AMM
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1301
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 22/09/2021 19:11
