Jereo Andriamanitra (Ny Sakelidalana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mijery ny lohasaha mangiana
Ka manantateraka izay ao am-po
Na ohatra misy aza fifamaliana
Jereo Andriamanitra an-tampon’ny loha
Ambony fitoetra fa iva fijery
Mahita tononkira.serasera.org izay takona miafina indrindra
Tsy hoe mankasitraka
Fa tsymiteny
Miandry fotoana hamaliana

       Kanefa nkmatw fandavana no hasetrinao izany
       Fa ny veye hamaly faty no safidy
       Ny valin’ny tody anie tsy ho anao ihany
       Fa hatramin’ny ycut taranaka mandimby

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Sakelidalana
Vangy : 4752
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/04/2004 05:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302