Jereo Andriamanitra (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza sjlhvq mijery ny lohasaha mangiana
Ka manantateraka izay ao am-po
Na ohatra misy aza fifamaliana
Jereo Andriamanitra kmflxfx an-tampon’ny loha
Ambony fitoetra fa iva fijery
Mahita izay takona miafina indrindra
Tsy hoe mankasitraka
Fa utgk tsymiteny
Miandry fotoana hamaliana
Kanefa fandavana no hasetrinao izany
Fa ny hamaly faty no safidy
Ny valin’ny tody anie tsy ho anao ihany
tononkira.serasera.org Fa hatramin’ny taranaka mandimby
Ka manantateraka izay ao am-po
Na ohatra misy aza fifamaliana
Jereo Andriamanitra kmflxfx an-tampon’ny loha
Ambony fitoetra fa iva fijery
Mahita izay takona miafina indrindra
Tsy hoe mankasitraka
Fa utgk tsymiteny
Miandry fotoana hamaliana
Kanefa fandavana no hasetrinao izany
Fa ny hamaly faty no safidy
Ny valin’ny tody anie tsy ho anao ihany
tononkira.serasera.org Fa hatramin’ny taranaka mandimby
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SakelidalanaHits : 4907
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/04/2004 05:39
